Étiqueté : Taonan’ny famindram-po
Andriamanitra ô, mihoatra noho ny asanao ny famindramponao. Misaotra Anao aho noho ny fahasoavana marobe nomenao ny fanahin’ny mpanomponao, dia i masimbavy Faustine, fa indrindra ny nanehoanao taminy ny famindramponao tsy misy fetra izay...
Ry rahalahy sy anabavy, nosokafana teny anivon’ireo katedraly isan- diosezy ny varavarana masina ny alahady 13 desambra farany teo, hahafahan’ireo maro an’isa miaina ny jôbilin’ny famindram-po ary mba ho taratry ny fitiavana sy ny...
Ry Jesoa Kristy Tompo, ianao no nampianatra anay ho mpamindra fo tahaka ny Ray any an-danitra, ary nilaza taminay fa izay mahita Anao dia mahita ny Ray, asehoy anay ny endrikao dia ho voavonjy...
Hanomboka amin’ny 8 desambra 2015 ary tsy hifarana raha tsy amin’ny 20 novambra 2016 ny Jôbily manokan’ny famindram-po. « Mpamindra fo tahaka ny Ray », notsoahina tao amin’ny Lk, 6-36, io ny teny ho enti-miaina sy...