Tag Archive: Soridalana

Dec 06

Soridalana iombonan’ny AFAFI-FET ho an’ny taona 2017 – 2018

Miditra ny taona faharoa amin’ny fiomanana amin’ny fankalazana ny faha 100 taona niorenan’ny FET eto Madagasikara isika amin’izao taom-pikatrohana izao izay antsointsika hoe: Taonan’ny Tenin’Andriamanitra. Tsara ny manamarika fa tsy ny teny Faneva ihany tsy akory no atao hoe Soridalana, nefa kosa ny teny Faneva no mibaiko ny Soridalana manontolo. Teny Faneva             « Tompo ô, …

Continue reading »

Dec 06

Hafatra avy amin’ny Foibe Nasiônaly

« Tompo o, Ianao no manana ny Tenin’ny fiainana mandrakizay » (Jn 6, 69)             An-kafaliana hatrany no iarahabana antsika fianakaviam-ben’ny AFAFI-FET rehetra manerana ny Nosy amin’izao taom-pikatrohana sy taom-pianarana vaovao izao indray. Ny fahasoavan’Izy Tompo anie homba sy hitahy ary hanenika ny fiainantsika lalandava.             Isaorantsika lehibe Andriamanitra nanome antsika iny Taonan’ny Vavaka iny ka nahatrarantsika …

Continue reading »