Étiqueté : Raozery

Valanaretina Covid 19 : fangatahana amin’i Masina Maria

Valanaretina Covid 19 : fangatahana amin’i Masina Maria

“Izahay mifefy aminao ry Reny Masin’Andriamanitra” Amin’izao zava-mitranga mampitaintaina, feno fijaliana sy fanahiana mamely an’izao tontolo izao ankehitriny izao, midodododo any Aminao, Renin’Andriamanitra sy Reninay izahay, ary mitady fialofana eo ambany fiarovanao. Ry Maria...

Covid-19 : fangatahana amin’i Masina Maria

Covid-19 : fangatahana amin’i Masina Maria

Ry Maria ô, Ianao izay mamirapirapitra mandrakariva eo amin’ny làlanay, toy ny famantarana ny famonjena sy ny fanantenana. Mitoky aminao, Fahasitranan’ny marary izahay, Ianao ilay niombona tamin’ny fijalian-janakao teo am-pototry ny hazofijaliana, nefa nijoro...