Étiqueté : Mb Terezy kely
AFAFI, Amin’izao fankalazana ny fetin’i Mb Terezin’i Jesoa Zazakely izao dia mikarakara fifaninanana « Makà tahaka ahy » ao amin’ny Pejy Facebook AFAFI-FET Madagasikara APMEJ Madagascar ny Foibe Nasionalin’ny AFAFI – FET. Toy izao àry ny...
Ry Andriamanitry ny Fitiavana mandrakizay ô, nomenao anay ho modelin’ny fahamasinana iainana ao an-tokantrano Zélie sy Louis Martin Olontsambatra. Nitana ny finoana sy ny fanantenana ary ny fitiavana, Tao amin’ny adidy sy olana niseho...
Nihemotra anio zoma 3 jolay ny fahatongavan’i Mb Terezy kely. Ivavahana mba tsy hiova be loatra ny fandaharam-potoana efa nomanina. Hitsidika ireo diosezy 21 izy, miaraka amin’ireo ray aman-dreniny. Anisany hanamarika ny JMJ Mada...