Tag Archive: Laudato si

Feb 22

Ndao hamboly hazo !

Fambolen-kazo eny amin’ny Ankamasoa ny asabotsy 27 febroary 2016 8 : Fahatongavana eo Mahazo 8 – 10.30 : Fanadiovana lalana (Mahazo – Ankamasoa), Fandavahana ny lavaka hambolena ny hazo 10.30 – 11: Fidiovana sy fiomanana amin’ny Sorona Masina 11: Sorona Masina 13 : Sakafo 14.30 – 15.30 : Fambolen-kazo 15.30 – 16 : Fitsidihana Toerana …

Continue reading »

Oct 21

Laudato si, ho fiarovana ny fonenana iombonana

Hiatrehana ny faharavan’ny tontolo iainana ny Laudato si « Hoderaina anie ianao ry Tompoko » io no lohatenin’ny ansiklika navoakan’ny Papa Fransoa tamin’ny 24 mey 2015 lasa teo. Ho fiarovana ny tany, fananana iombonana no votoatin’ny taratasy ary manoritra soridalana entina miatrika ireo fanamby goavana ateraky ny faharavan’ny tontolo iainana ankehitriny ny Papa Ray Masina. Mizara toko …

Continue reading »