Étiqueté : JMJ

Hafatry ny Papa Fransoà ho an'ny JMJ faha 38 - Faly amin'ny fanantenana

Hafatry ny Papa Fransoà ho an’ny JMJ faha 38 – 26 novambra 2023

Ry tanora malala, Tamin’ny volana aogositra lasa teo, nandritra ny Andro Maneran-tany ho an’ny Tanora tany Lisbonne dia nihaona tamin’ny tanora namanareo aman-tapitrisany avy amin’ny lafivalon’izao tontolo izao aho. Tamin’ny fotoanan’ny valanaretina, tao anatin’ny...

JMJ Mada X Hafatry ny eveka ho an'ny tanora

JMJ Mada X Antsirabe : hafatry ny eveka ho an’ny tanora

Ry Tanora malala, Mifarana soa aman-tsara ny JMJ Mada faha X notontosaintsika niaraka teto Antsirabe. Hafaliana tsy omby tratra ny anay Eveka Raiamandreninareo niaraka taminareo nandritra ny andro maromaro, niara-nigoka taminareo ny harem-panahy tsy...

JMJ Mada X : hafatry ny Papa ho an’ny tanora malagasy

JMJ Mada X : hafatry ny Papa ho an’ny tanora malagasy

Ho an’ny Tanora tafavory hankalaza ny JMJ sehatra nasionaly ao Antsirabe Ry tanora malala tafavory ao Antsirabe amin’ity JMJ sehatra nasionaly ity, faly miarahaba anareo am-pitiavana ny tenako. Miombom-po sy miombom-bavaka aminareo aho ary...

Hira Faneva JMJ Mada IX

Hira Faneva JMJ Mada IX

1- Hifampitantana e! Hiara-dàlana e! Hiombona ao amin’ny Ray Ny Ray ‘zay nandefa ny Zanany Sy naniraka ny Fanahy Masina Ny Fiangonana fiombonana no mampiombona antsika Miombona amin’i Maria Reny, Maria Renin’ny Fiangonana Refrain...

Fantaro ny JMJ Cracovie 2016 !

Fantaro ny JMJ Cracovie 2016 !

Cracovie, tananan’i Md Joany Paoly II no handray ny JMJ iraisam-pirenena ny 25 ka hatramin’ny 31 jolay 2016. Ny lohahevitra ifantohan’ity fihaonana ity dia ny hoe Sambatra ny mamindra fo fa hamindrana fo izy...

Vavaky ny JMJ Mada 8, Fianarantsoa 15 -20 sept. 2015

Vavaky ny JMJ Mada 8, Fianarantsoa 15 -20 sept. 2015

Tsatilakri ! Indro atolotra antsika ny vavaky ny JMJ Mada 8 hatao any Fianarantsoa ny 15 – 20 septambra 2015. Isaorana mialoha antsika ny fiombonam-bavaka. Atomboka amin’ny fetin’ny sampan-kazo ny fanaovana azy isan’alahady any...