Fifaninana hira faneva mandritra ny taon-jôbilin’ny AFAFI-FET
Mikarakara fifaninanana hira faneva ny foibe nasiônaly AFAFI-FET ho fankalazana ny faha 100 taona niorenan’ny FET, faha 170 taonan’ny AFAFI ary ny faha 95 taonan’ny FET Madagasikara. And 1 : Ny vontoatin’ny tononkira dia...