Étiqueté : Foibe Nasiönaly

Indro ny soridalana 2021 ho an'ny AFAFI-FET

Soridalana ho an’ny taona 2021

Toy ny fanao isan-taona amin’ny fiandohan’ny taom-pikatrohana sahala amin’izao dia manolotra mandrakariva ny SORIDALANA iombonana ho an’ny AFAFI-FET manerana ny Nosy ny Foibe Nasiônaly. Raha tsiahivina, tamin’ny datin’ny 17 Aogositra 2020, dia efa nisy...

Hafatry ny Aomônie Nasionaly ho an’ny faha 100 Taona

Hafatry ny Aomônie Nasionaly ho an’ny faha 100 Taona

« Ny Teny tonga Nofo, Nofo tonga Mofo, Mofo zary Aina »   Io teny Fanevan’ny Taon-jobily faha 100 taona niorenan’ny FET teto amin’ny Nosintsika io no entina miarahaba antsika rehetra amin’izao taom-pahasoavana diavintsika AFAFI-FET sy...

Jery Todiky ny taona 2018

Jery Todiky ny taona 2018

« Raiso ary hano: Vatako ity… Isotroinareo rehetra: Rako ity » (Mt 26, 26-28) Iarahantsika mahalala fa tena ao anatin’ny fiomanam-panahy tanteraka amin’ny fankalazana ny Jobily faha 100 taona niorenan’ny FET eto Madagasikara isika amin’izao...

Fanentanana avy amin’ny Foibe nasiônaly

Fanentanana avy amin’ny Foibe nasiônaly

  Taratasim-pifandraisana : 004_01/08/2018 « Tompo ô, Ianao no manana ny Tenin’ny fiainana mandrakizay » (Joany 6, 69) AFAFI ! – FET ! An-kafaliana indray no iarahabana antsika rehetra amin’ny alalan’ity taratasim-pifandraisana fahaefatra ity. Indreto misy vaovao maika ampitaina...

Hafatra avy amin’ny Foibe Nasiônaly

Hafatra avy amin’ny Foibe Nasiônaly

« Tompo o, Ianao no manana ny Tenin’ny fiainana mandrakizay » (Jn 6, 69)             An-kafaliana hatrany no iarahabana antsika fianakaviam-ben’ny AFAFI-FET rehetra manerana ny Nosy amin’izao taom-pikatrohana sy taom-pianarana vaovao izao indray. Ny fahasoavan’Izy Tompo...