Étiqueté : Foibe FET

Soridalana 2023-2024 : mpirary tampo avokoa ianareo

Soridalana 2023 – 2024 : mpiray tampo avokoa ianareo

Indro àry atolotra antsika ny soridalana hoentintsika hamakivaky indray ny taom- pikatrohana 2023-2024. Toy ny mahazatra dia hizara roa (2) mazava tsara ny hafatra : FIZARANA I : Soridalana ho an’ny taom-pikatrohana 2023-2024 Andininy   ...

Tolotanana ho an’Antsakabary

Tolotanana ho an’Antsakabary

AFAFI, Noho ny trangan-javatra nampalahelo niseho tany Antsakabary, Befandriana Avaratra, dia maro ireo Kristianina namoy ny fananany, maro ireo mpianatra tsy afaka mianatra noho ny fahamaizan’ny sekoly. Nanao antso avo ny Evekan’ny Diosezin’Ambanja ho...

Ireo  diosezy mifampitondra am-bavaka

Ireo diosezy mifampitondra am-bavaka

Nohavaozina tamin’ny fiofanana nasiônaly faran’ny teo ny fifapitondrana am-bavaka eo amin’ny diosezy : Taolagnaro mitondra am-bavaka an’Ambositra Toliara mitondra am-bavaka an’i Miarinarivo Morombe – Antsiranana Ihosy – Morombe Farafangana – Cnecaum Mananjary – Antananarivo...

Soridalana ho an’ny taom-panabeazana 2016 – 2017

Soridalana ho an’ny taom-panabeazana 2016 – 2017

«Miambena ianareo ary mivavaha » (Marka 14, 38a) Afafi ! – FET !             Hafaliana ho anay aty amin’ny Foibe Nasiônalin’ny AFAFI-FET  no miarahaba antsika rehetra  Aomônie, Zoky am-panahy, Mpanabe sy ny AFAFI-FET tsy ankanavaka manerana ny...

Hafatra ho an’ny AFAFI-FET : jery todika, soridalana…

Hafatra ho an’ny AFAFI-FET : jery todika, soridalana…

« Aoka ho mpamindra fo tahaka ny Rainareo mpamindra fo ianareo » (Lioka 6, 36) Afafi ! – FET !     Hafaliana ho anay aty amin’ny Foibe Nasiônalin’ny AFAFI-FET  no miarahaba antsika rehetra  Aomônie, Zoky am-panahy, Mpanabe...

Filazana avy amin’ny Foibe AFAFI-FET

Filazana avy amin’ny Foibe AFAFI-FET

Afafi, ny Foibe AFAFI-FET dia hikatona amin’ireto daty ireto: –  Alarobia 6 Aogositra tolakandro ka hatramin’ny 12 Aogositra 2014 (tournée any amin’ny Diôsezin’i Morondava sy Mananjary) – 23 Aogositra ka hatramin’ny 2 Septambra 2014...

Foibe nasiônaly sy Ekipa nasiônaly

Foibe nasiônaly sy Ekipa nasiônaly

Ny Foibe Nasiônaly Manana Foibe Nasiônaly ny AFAFI-FET. Ao Antananarivo no misy azy io, ao amin’ny CNPC Antanimena Varavarana faha 36 sy 38, andamosin’ny paositra.  Saika mivoha isan’andro ny birao, afa-tsy ny sabotsy sy...