Étiqueté : FET 100 taona

Taon-jôbily faha 100 Taona : Hira Faneva

Taon-jôbily faha 100 Taona : Hira Faneva

FET 100 taona   1. Fa hiroso hatrany ka tsy hihemotra hanamafy ny toky izay natao Ireo ezaka sy dingana vitako dia noho Ianao Jesoa Manaiky ‘zahay fa taninketsanao, ka vonona ho Anao  ...

Akon’ny famaranana ny taon-jôbily

TSATILAKRI ! Isaorana ny Tompo, isaorana ireo rayamandreny, isaorana antsika rehetra sy ireo mpanao soa fa tontosa soa aman-tsara ny fihaonam-be nasiônalin’ny Afafi-Fet ho famaranana ireo taon-jôbily maro sosona. Ho entina miandalana eto ihany...

Ndao hiombom-bavaka !

Ndao hiombom-bavaka !

“Mba ho ao aminareo ny fifaliako” (Jn 15, 11) Manasa antsika hiombom-bavaka ho fanirahana ireo solotena hiatrika ny famaranana ny taon-jôbily any Rôma. Hankalazaina ao amin’ny Episcopat Antanimena ny sorona masina ny sabotsy 01...

Vakio ny tantaran’ny FET

Vakio ny tantaran’ny FET

Mankalaza ny faha 100 taonany ny FET. Hahafahana manomana ny 100 taona manaraka dia tsara ny mandalina ireo tranga niainan’ity fivondronana mamintsika loatra ity. Tsidiho ny http://mej2015.com/html/Francese/histoire.html. FET, miombom-po amin’ny Ray masina Iraka ampanaovin’ny...

Ry FET, areheto ny afon’ny Hafaliana !

Ry FET, areheto ny afon’ny Hafaliana !

Anisan’ny ahafatarantsika ny MEJ Liban ilay hira hoe “Je vis le MEJ” : hita ao amin’ny www.facebook.com sy www.youtube.com Amin’izao fankalazana ny taon-jaobily izao dia namorona ny  “Le MEJ en feu de joie” ihany koa...