Vavaka telo, hanampy antsika hanatanteraka ny sitrapon’Andriamanitra
Loharano – Zenith.org, 27 janoary 2015 Nanolotra vavaka telo ny Papa Fransoa mba hahafahantsika manatanteraka ny sitrapon’Andriamanitra : « mivavaka mba hanam-piniavana hanaraka ny sitrapon’Andriamanitra, mivavaka mba hahafantatra ny sitrapon’izy Ray ary, farany, rehefa hainao ny...