Sapilen’ny famindrapon’Andriamanitra
Fanombohana :
- Rainay any an-danitra
- Arahaba ry Maria
- Izaho mino
Sapile :
- Ry Ray mandrakizay, atolotro ho Anao ny vatana, ny rà, ny Fanahy sy ny maha-Andriamanitra an’ilay Zanakao malalanao, dia i Jesoa Kristy Tomponay :
Ho fanonerana ny fahotanay sy ny an’izao tontolo izao (indray mandeha)
- Noho ny fijaliana mangirifiry niaretany :
Mamindrà fo aminay sy amin’izao tontolo izao (im-10)
- Ry Andriamanitra Masina, ry Andriamanitra Mahery, ry Andriamanitra Velona mandrakizay
Mamindrà fo aminay sy amin’izao tontolo izao (in-3)