«

»

Nov 15

Ny tantaram-piainako sy ny fanabeazako ny zanako

Ho fanatanterahana ny asa fitoriana ataony momba ny fiainam-pianakaviana,

 Ny Mouvement Chrétien de Cadres et de Professionnels (MCCP)

ANTANANARIVO dia faly manasa anao amin’ny “Rentrée des Parents 2016″ mitondra ny lohahevitra hoe :

 «  Ny tantaram-piainako sy ny fanabeazako ny zanako » hotontosaina ny Sabotsy 19 novambra 2016 eny amin’ny EKAR Md Joany Baptista Faravohitra manomboka amin’ny 2 ora tolakandro.

 Mpanentana : Rtoa Julienne RAZAFIMANANDRAIBE – Mpanabe

TSY MISY VIDIM-PIDIRANA

 MCCP : « Réflexion – Engagement – Action »