Ndao hamboly hazo !
Fambolen-kazo eny amin’ny Ankamasoa ny asabotsy 27 febroary 2016
8 : Fahatongavana eo Mahazo
8 – 10.30 : Fanadiovana lalana (Mahazo – Ankamasoa), Fandavahana ny lavaka hambolena ny hazo
10.30 – 11: Fidiovana sy fiomanana amin’ny Sorona Masina
11: Sorona Masina
13 : Sakafo
14.30 – 15.30 : Fambolen-kazo
15.30 – 16 : Fitsidihana Toerana
16 : Fodiana
Zavatra entina
Sakafo atoandro, rano hosotroina, angady, zanam-bonikazo, marika maha-katolika (saina, satroka, …)
Entanina koa isika mba hanome izay foy, sady ezaka karemy (vary, akanjo, vola) hatolotra amin’io andro io eny amin’ny Ankamasoa , afaka aterina mialoha ao amin’ny biraon’ny VPKT Antanimena