«

»

Nov 19

FET 100 taona – fifampizaràna

TSATILAKRI

Zava-dehibe loatra ny faha-100 taona ka tsy avelantsika mandalo fotsiny.

Fotoana mety ifampizaràna ny soa notovozintsika teo anivon’ny fikambanana izao.

Misaotra mialoha amin’ny fandraisana anjara.

Alefa mailaka amin’ny Foibe nasiônaly : fet_afafi@yahoo.fr ny valiny

1 – Témoignage

Anarana :

Paroasy :

Taona nidirana FET :

Mitondra inona eo @ fiainanao ny maha-FET anao ?

Mitondra inona ho @ Fiangonana sy ny firenena ny FET ?

Inona no hetsika/tranga nanamarika anao nandritr’izay taona nikatrohanao izay ?

 

2 – 22 novambra

Isaorana mialoha ny fifampizaràna ny sarintsika manao tenue

MIDAMIKRI

*Misaotra mialoha amin’ny fanapariahantsika ity hafatra ity