«

»

Mar 01

Fanolorana ny andro : ny fangatahana ho an’ny volana martsa

Hivavaka ho an’ireo kristianina miaina andriran’antsy isika amin’ity volana ity : “Mba hahazo vonjy sy fanohanana avy amin’ny Fiangonana manontolo amin’ny alalan’ny vavaka sy fanohanana ara-pitaovana anie ireo kristianina enjehina”.