Fanolorana ny andro : ireo fangatahana ho an’ny volana mey 2016
Ireto ireo fangatahana ho an’ny volana mey 2016 :
– Mba ho voahaja ireo vehivavy rehetra erantany ary homen-danja ny fandraisan’anjaran’izy ireo eo amin’ny fiainam-piaraha-monina ;
– Ary hiroborobo any anivon’ny fianakaviana sy ny ankohonam-piainana ary ny fikambanana samihafa ny fanaovana ny Rozery ho fampielezana ny Vaovao mahafaly sy ho an’ny fandriampahalemana.