Fanolorana ny andro, ireo fangatahana ho an’ny volana jona 2016
Mba hahita fihaonana sy firaisan-kina ireo zokiolona sy ireo atao anjorombala ary ireo mitoetra irery, eny fa na dia ireo any an-tanan-dehibe aza.
Ary hahita mpanabe miaina ny hafalian’ny Vaovao Mahafaly sy manao ny iraka ankinina aminy amim-mpahendrena ireo seminarista sy novisy lehilahy sy vehivavy.