Fanolorana ny andro : fangatahana ho an’ny volana oktobra 2015
Ireo fangatahana ho an’ny volana oktobra 2015 :
– Mba ho foana tanteraka ny fitrandrahana olona izay endriky ny fanandevozana amin’ny fomba vaovao ;
– Ary hitory ny Evanjely amin’ireo izay mbola miandry izany ny ankokonam-piainana kristianina any amin’ny kôntinanta aziatika.