«

»

Jul 01

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – jolay 2019

Mba hiasa am-pahamarinana anie ireo  miandraikitra ny fitsarana ary mba ho resy tosika ny tsy fahamarinana misy eto amin’izao tontolo izao.