Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina ho an’ny volana mey 2015
Mba ho afaka mikarakara ireo olona mijaly, indrindra ireo marary sy mahantra, isika ka handà ilay toetsaina tsy miraika amin’ny manjo ny hafa.
Ary ho vonona hitory an’i Jesoa, noho ny fanampian’i Masina Maria, ireo kristianina miaina amin’ny vanim-potoana anjakan’ny toetsain’izao tontolo izao.