Catégorie : Vaovao

Manasa antsika rehetra ho tonga hiara-hiombom-bavaka amin’ny Eokaristia Masina ny 31 jolay 2021

Faritra zezoita an’i Madagasikara : jôbily telo sosona !

Mankalaza jôbily telo sosona ny Faritra zezoita an’i Madagasikara. Hisy ny Eokaristia Masina ho fanakatonana ny taon-Jobily  faha-50 taonan’ny Faritra zezoita an’i Madagasikara, ny faha-125 taona nahamartiry an’i Jacques Berthieu, ary fanokafana ny faha-500...

Herinandro Laudato Si

Herinandro Laudato Si : mandraisà anjara !

Manomboka androany 16 mey ary hifarana amin’ny talata 25 mey ny herinandro Laudato Si. Maro ireo hetsika nankalazana ny fahadimytaonan’ilay ansiklika navoakan’i Papa Fransoa. Fotoana ihany koa izao hisintomana lesona manoloana ny valan’aretina Covid-19...

Indro ny soridalana 2021 ho an'ny AFAFI-FET

Soridalana ho an’ny taona 2021

Toy ny fanao isan-taona amin’ny fiandohan’ny taom-pikatrohana sahala amin’izao dia manolotra mandrakariva ny SORIDALANA iombonana ho an’ny AFAFI-FET manerana ny Nosy ny Foibe Nasiônaly. Raha tsiahivina, tamin’ny datin’ny 17 Aogositra 2020, dia efa nisy...

makà tahaka ahy

« Makà tahaka ahy » : indro ny valin’ny lalao !

Arahabaina isika AFAFI-FET tsy ankanavaka manerana ny Nosy nahatontosa soamantsara ny famaranana ny fankalazana ny taon-jobily faha 100 taona niorenan’ny FET teto Madagasikara iny. Iaraha-mahita sy mahatsapa fa samy niezaka ny isan-diosezy nanamarika izany...

makà tahaka ahy

“Makà tahaka ahy toy ny akako tahaka an’i Kristy”

AFAFI, Amin’izao fankalazana ny fetin’i Mb Terezin’i Jesoa Zazakely izao dia mikarakara fifaninanana « Makà tahaka ahy » ao amin’ny Pejy Facebook AFAFI-FET Madagasikara APMEJ Madagascar  ny Foibe Nasionalin’ny AFAFI – FET. Toy izao àry ny...