Category Archive: Fiombonana

Dec 11

Nitsidika an’i Afrika ny Papa Fransoa : Fifampizaràna an-tsary

Nitsidika an’i Afrika ny Papa Fransoa ny 25 ka hatramin’ny 30 novambra lasa teo. Kenya, Ouganda ary Centrafrique, ireo no firenena notsidihany. Feno tokoa ny fandaharam-potoana (jereo eto ny antsipiriany) ary mafonja ny hafatra nentin’ny Ray masina. Indreto misy sary vitsivitsy ifampizaràna amintsika : 1. Karibu PAPA Francis Nigadona teo amin’ny seranan’i “Jommo Kenyatta”, Nairobi …

Continue reading »

Nov 18

Akon’ny famaranana ny taon-jôbily

TSATILAKRI ! Isaorana ny Tompo, isaorana ireo rayamandreny, isaorana antsika rehetra sy ireo mpanao soa fa tontosa soa aman-tsara ny fihaonam-be nasiônalin’ny Afafi-Fet ho famaranana ireo taon-jôbily maro sosona. Ho entina miandalana eto ihany ireo tranga nisy tamin’iny fihaonana iny. Ho fisantarana ny fifampizaràna dia indreto misy sary vitsivitsy nalaina tamin’ny sorona masina famaranana. Ankasitrahana …

Continue reading »

Aug 12

Afafi-Fet an-tsary

Mpikambana ao amin'ny Afafi

Jul 15

Foibe nasiônaly sy Ekipa nasiônaly

Ny Foibe Nasiônaly Manana Foibe Nasiônaly ny AFAFI-FET. Ao Antananarivo no misy azy io, ao amin’ny CNPC Antanimena Varavarana faha 36 sy 38, andamosin’ny paositra.  Saika mivoha isan’andro ny birao, afa-tsy ny sabotsy sy alahady ary amin’ny fotoana izay anaovan’ny Ekipa Nasiônaly fitsidihana miaraka any amin’ny diôsezy any. Ny « secrétariat » no ao amin’ny …

Continue reading »