Nomen’i Jesoa lanjany manokana teo amin’ny asany ny Reniny sy ny vehivavy
Loharano : Lakroa.mg Saika ny Evanjely manontolo no mampahatsiahy antsika tsy tapaka ny fisian’ireo vehivavy marobe nanara-dia an’i Jesoa, isany ny Reniny, nikarakara sy nanampy azy tany amin’ireo vohitra nalehany. Nitana toerana lehibe sy...