Category Archive: AFAFI

Aina sy famonjena ny fivavahana, loharano nipoiran'ny Fivondronana eokaristikan'ny tanora.

Jul 17

Ny AFAFI, fototra sy fiandohan’ny FET

Mifaningotra ary tsy azo sarahina ny AFAFI-FET. Loharano nipoirana sady aim-panahin’ny FET ny AFAFI; miaina, manapariaka ary mamelona ny AFAFI kosa ny FET. AFAFI, Aina sy Famonjena ny Fivavahana Fanazarantena hivelona amin’ny Finoana amin’ny Fanolorana ny fiainana miaraka amin’ny fanolorantenan’iKristy amin’ny Ray, amin’ny alalan’ny Fo Madion’i Maria, entanin’ny Fanahy Masina. Niantomboka tany Frantsa ny AFAFI …

Continue reading »